|
|
|
|

Entry1  tentenana
Root  2  tentina
Part of speech  3  passive verb
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Asiana loko mitsitentitentina: Notentenany lako maitso ny efitrano fandriany
Tsentsenana: Tenteno savoka ity tavy ity fa mitete
Ampiana, fenoina: Tsy misy madilana hotentenana ny teninao
Alana baraka: Notentenany vava ratsy aoka izany aho
Explanations in English  5  [1.7] to be smeared with something; to be caulked
Explanations in French  6  [1.8] qu'on badigeonne, qu'on colorie; qu'on calfate
Morphology 
7  Present :
8  Past :
9  Future :
10  Imperative :
Compound words 
Proverbs  12  Proverbs containing the word tentenana

Anagrams  13 

Updated on 2025/01/21