|
|
|
|

Entry1  tsy misy madilana hotentenana
Elementary words  2  tsy misy, madilana, tentenana
Part of speech  3  locution
Explanations in Malagasy  4  [1.1] ara-bakiteny: (toy ny landy) tsy misy manify na kely andilana hofenoina na tapaka hotohizina
Tsara sy feno tanteraka, tsy misy tsy ampy hampiana na simba hamboarina
Synonyms  5  tsy misy madilana maito hotohizina

Updated on 2024/12/10