|
|
|
|

Entry1  tera-mena
Part of speech  2  locution
Explanations in Malagasy  3  mivoara mena ny tarehy noho ny hatezerana [1.1]
Examples  4  Maharenina Inenibe, hoy i Voàhirana, sady teramena ny tarehiny [2.895#]
5  ary efa nitafoaka ny vorom-bavan' ilay lambo, sady efa teramena ny masony. [2.69#]
Elementary words  6  teraka, mena

Anagrams  7  temerana, tera-mena

Updated on 2023/05/13