Entry | 1 tifirina |
Root | 2 tifitra |
Part of speech | 3 passive verb |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Asiana (amin' ny basy, tafondro, tsipika... na izay rehetra mety hahavoa): Notifiriko tamin' ny basy ifay vorona ka nitsirara Kendrena hasiana: Izaho mihitsy no notofirinao tamin' iny teny iny |
Explanations in English |
5 [1.7] to be shot |
Explanations in French |
6 [1.8] sur qui (quoi) on tire, qu'on fusille |
Morphology |
|
Other spellings | 11 tofirina |
Anagrams | 12 |
Updated on 2025/01/21 |