|
|
|
|

Entry1  tofirina
Root  2  tifitra
Part of speech  3  passive verb
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Fihasimban' ny teny hoe: tifirina (tifitra). Asiana (amin' ny basy, tafondro, tsipika... na izay rehetra mety hahavoa): Notofiriko tamin' ny basy ifay vorona ka nitsirara
Kendrena hasiana: Izaho mihitsy no notofirinao tamin' iny teny iny
Morphology 
5  Present :
6  Past :
7  Future :
8  Imperative :

Anagrams  9  finitrao, fionitra, itrifano, itrifona, norifati, tofirina, trafoiny

Updated on 2025/02/02