Entry | 1 tinafo |
Root | 2 tafo |
Part of speech | 3 passive verb |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Voatafo, tafoina: Efa ela ve no notinafo ity tranonareo ity ? Atao tafo: Herana sa inona no notinafonareo ny tranonareo ? |
Explanations in French |
5 [1.3#642] dont on a fait le toit, qu’on a couvert |
Morphology |
|
Synonyms | 9 voatafo |
Anagrams | 10 afonti, fanito, fañito, fanoty, fantio, finato, fotani, fotany, fotina, nafoti, nitafo, notafi, tinafo, tofina, tonafy |
Updated on 2021/02/27 |