|
|
|
|

Entry1  tinapaka
Part of speech  2  passive verb
Explanations in Malagasy  3  [1.1] voatapaka, tapahina: Notinapaka tamin' ny fivoriana farany fa hanao sahoby ny fikambanana
Explanations in French  4  [1.3#682] coupé, décidé
Examples  5  [2.445#73] tinapaka ny hazo sy ny bozaka.
6  [2.245#73] Raha harena ka hanao fidorobok' ambora: raha tokana no tinapaka, rato no efa maniry.
Root  7  tapaka
Morphology 
8  Present :
9  Past :
10  Future :
Synonyms  11  voatapaka

Anagrams  12  nitapaka, tinapaka

Updated on 2025/01/21