Entry | 1 tinapaka |
Part of speech | 2 passive verb |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] voatapaka, tapahina: Notinapaka tamin' ny fivoriana farany fa hanao sahoby ny fikambanana |
Explanations in French |
4 [1.3#682] coupé, décidé |
Examples |
5 [2.445#73] tinapaka ny hazo sy ny bozaka. 6 [2.245#73] Raha harena ka hanao fidorobok' ambora: raha tokana no tinapaka, rato no efa maniry. |
Root | 7 tapaka |
Morphology |
|
Synonyms | 11 voatapaka |
Anagrams | 12 nitapaka, tinapaka |
Updated on 2025/01/21 |
![]() |