|
|
|
|

Entry1  toerana
Root  2  toetra
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4  Fipetrahana; ny misy ny zavatra iray andavanandro: Samy ataovy amin' ny toerany avy ny zavatra rehetra
5  Fipetraka, fitoetra: Tsy tiako ny toeran' ity trano ity. [1.1]
Explanations in English  6  a place [1.7]
Explanations in French  7  lieu, endroit, situation, emplacement [1.8, 1.13]
Morphology 
8  Simple :
Compound words 
Proverbs  13  Proverbs containing the word toerana

Anagrams  14  anatero, anetrao, anetroa, etranao, toerana

Updated on 2023/06/18