|
|
|
|

Entry1  toetany
Elementary words  2  toetra, tany
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4  teny ilazana ny toetry ny andro maharitra ao amin'ny faritra iray ka lazaina amin'izany ny mari-pana, ny rotsakorana, sns...
5  fisehoan'ny endrika sy firafitry ny tany [1.13]
Explanations in French  6  climat
7  structure du sol [1.13]
Examples  8  Mahasalama an'i dera ny toetany any. [2.442#]
9  Raha ny toetany no jerena, ny tananan'i Saririaka dia miorina ao anatin' ny lemaka manamorona ny ranomasina Lakan-dranon'i Mozambika [2.606#]
Vocabulary  10  Geography: (in general)
Other spellings  11  toetrynytany
Compound words 
Illustrations 
13 

Anagrams  14  toetany, totenay

Updated on 2024/08/13