Entry | 1 tohika |
Part of speech | 2 noun |
Derivatives |
|
Explanations in Malagasy |
8 Di-doha, kiry hanao araka ny heviny ihany: Be tohika Rangahy io ka tsy azo iadian-kevitra [1.1] |
Examples |
9 Hay ve, hoy izy, toa resy tohika sy tsy te-hiteny intsony. [2.470] |
Analogs | 10 Di-doha, hamafy hatoka, hamafy sofina, bohihy, botraika, fitokozihitra, fihenahena, fikiry, fikiribibiana, fikitroka, fikitrohana |
Compound words |
|
Proverbs | 13 Proverbs containing the word tohika |
Anagrams | 14 hitoka, hotika, kihota, tohika |
Updated on 2023/09/14 |