|
|
|
|

Entry1  tokonana
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Ny toerana eo amin' ny fanambanin' ny varavarambe izay tsy maintsy dinganina na hitsahina isaky ny mivoaka sy miditra
Explanations in French  4  [1.3#715] Le seuil des portes, la pièce intérieure des encadrements des portes et des croisées
5  [1.13] seuil
Examples  6  ary nisy andry sy tokonana koa teo anoloan' io. [2.996#11.7.6]
Synonyms  7  tokonam-baravarana
Compound words 
Proverbs  11  Proverbs containing the word tokonana
Quotes  12  Texts mentioning tokonana

Anagrams  13  anontako, nanotako, natokona, natonako, notakona, notanako, tokonana

Updated on 2023/08/11