Index |
|
|
|
Proverbs : tokonana
|
|
|
Proverb 1 | Ahitra no nanafintohina, ka ny tokonana no haetry! [2.558]
|
|
|
Proverb 2 | Akoholahin-tsampy : raha hisy vahiny, dia maneno an-tokonana. [2.415 #6199]
|
French translation | Coq d'idole : il chante sur le seuil de la porte pour avertir quand un hôte est sur le point d' arriver. [2.415 #6199]
|
French interpretation | Se disait des gens vigilants. [2.415 #6199]
|
|
|
Proverb 3 | Andevo maro tompo, ka mifidy ny avo tokonana. [2.558 #212]
Andevo maro tompo: mifidy izay avo tokonana. [2.415 #536, 2.653 #172]
|
French translation | Esclave qui est à plusieurs maîtres : il travaille d' abord pour celui qui est le plus riche. [2.415 #536]
|
|
|
Proverb 4 | Avo tokonana ka be anjonanjona. [2.558 #29]
|
|
|
Proverb 5 | Fitia tokonana : tiana ihany fa hitsakitsahina. [2.558 #1181]
|
|
|
Proverb 6 | Izay avo tokonana, mahamena-maso. [2.558 #1481]
|
|
|
Proverb 7 | Miohatra ny tokonana tsy afaka, ka miohatra ny rindrina vao afaka ! [2.165]
|
French translation | Vous n' avez pas réussi en passant sur le seuil, et vous réussiriez en passant par-dessus le mur! [2.165]
|
|
|
Index |
|
|