|
|
|
|

Entry (1/2)1  vahiny
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.1] olona avy any amin' ny tany hafa, tsy tompontany: Mahazo monina tsara eto ny vahiny raha tsy voatohintohina ny fiandrianom-pirenentsika
Olona tonga mitsidika ao an-tokantrano ka raisina sy omen-tsakafo: Andeha hanokombary ho an' ny vahiny aho aloha
Explanations in English  4  [1.7] a stranger, a foreigner, a guest
Explanations in French  5  [1.8] étranger; hôte
Examples  6  Diniho ange, mankafy ny dihy vahiny ny tanora. [2.445#]
7  vahiny marina izahay, vao tonga avy any atsimo. [2.270#]
8  Nisy vahiny tsy fantatra izay tonga taminy teto. [2.472#]
Derivatives 
9  Active verbs :
10  Relative verbs :
11  Names :
Compound words 
Proverbs  23  Proverbs containing the word vahiny

Entry (2/2)24  vahiny
Part of speech  25  noun vahy and pronoun
Explanations in Malagasy  26  [1.1] tsorian-javatra hita mazava tsara, hita amin' ireo teny toy ny hoe: vahindanitra, vahindroroha
Compound words 

Anagrams  29 

Updated on 2025/01/21