Entry | 1 fivahiniana |
Root | 2 vahiny |
Part of speech | 3 noun |
Explanations in Malagasy |
4 Fandehanana any an-tany lavitra, any an-trano na tanin' olona ka mandalo ihany fa mbola hiverina any an-tanin' ny tena: Nanao ahoana ny fivahinianao tany Belzika? / Fivahiniana ihany ny fiainana eto an-tany [1.1] |
Updated on 2023/01/20 |