Entry | 1 fivahiniana |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Fandehanana any an-tany lavitra, any an-trano na tanin' olona ka mandalo ihany fa mbola hiverina any an-tanin' ny tena: Nanao ahoana ny fivahinianao tany Belzika? / Fivahiniana ihany ny fiainana eto an-tany |
Root | 4 vahiny |
Updated on 2024/12/11 |
![]() |