Entry | 1 mivahiny |
Root | 2 vahiny |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 Mandeha any an-tany lavitra ny an' ny tena: Nivahiny tany Eoropa aho tamin' ny volana septambra [1.1] |
Explanations in English |
5 to sojourn as a visitor or a stranger [1.7] |
Explanations in French |
6 séjourner comme visiteur, étranger [1.8] |
Examples |
7 Avy nivahiny tany an-tany lavitra aho, hoy aho, ka ndao mba hiresaka kely isika mianaka... [2.471] |
Morphology |
|
Proverbs | 12 Proverbs containing the word mivahiny |
Updated on 2023/01/20 |