|
|
|
|

Entry1  tomarataratra
Root  2  tarataratra
Part of speech  3  adjective
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Mandefa taratra malefaka tsy mba mamono maso, tahaka ny fitaratra tarafin' ny masoandro efa mirefarefa na vao miposaka
Explanations in French  5  [1.3#718] lucide, clair, brillant
Examples  6  Ny tarehiny notarafin'ny vonindraozy nivelatra sy ny ravina maitso nanodidina azy, ka tomarataratra. [2.324]
Derivatives 
7  Active verbs :
Other spellings  8  tomaratara

Updated on 2025/01/21