|
|
|
|

Entry1  tomaratara
Part of speech  2  adjective
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Mandefa taratra malefaka tsy mba mamono maso, tahaka ny fitaratra tarafin' ny masoandro efa mirefarefa na vao miposaka
Explanations in French  4  [1.3#718] lucide, clair, brillant
Examples  5  Tsiriry anie aho ka tsiriry
tsiriry eny amoron'ny ony
sady maitso no tomaratara
[2.131]
Other spellings  6  tomarataratra

Updated on 2024/12/12