Entry (1/2) | 1 tombohina |
Root | 2 tomboka |
Part of speech | 3 passive verb |
Explanations in Malagasy |
4 Trandrahina amin' ny angady: Raha tianao hisy vodiny lehibe ny mangahazo, tombohy tsara ny tany 5 Tsatohana ny lelan' angady: Notombohiko ilay bibilava ka tapaka roa terỳ [1.1] |
Explanations in English |
6 to be stabbed, to be pierced [1.7] |
Explanations in French |
7 à quoi on donne un coup de bêche [1.8] |
Morphology |
|
Entry (2/2) | 12 tombohina |
Root | 13 tomboka |
Part of speech | 14 passive verb |
Explanations in Malagasy |
15 Petahana kase 16 (fitomboka); petahana marika amin' ny vy mahamay: Tombohy kely ity taratasy ity. / Efa notombohina ve ireto ombinareo ireto ? [1.1] |
Explanations in English |
17 to be stamped, to be sealed [1.7] |
Explanations in French |
18 qu'on estampe, qu'on cachète [1.8] |
Morphology |
|
Anagrams | 23 antombohy, hatombony, hiombotan, hitomboan, hombotany, hotinomba, itombohan, nitomboha, notobahim, tombohany, tombohina |
Updated on 2020/07/31 |