Entry | 1 tondroina |
Root | 2 tondro |
Part of speech | 3 passive verb |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Ambara amin' ny fanondro, na ilay olona na zavatra, na ny misy azy: Notondroina fotsiny Rakoto dia nangovitra nihararetra ~ Tondroy azy ny avaratra Atoro, lazaina: Notondroin' ny fokonolona ho mpangalatra izy ka natolotra ny fanjakana |
Explanations in English |
5 [1.7] to be pointed at |
Explanations in French |
6 [1.3#723] qu'on indique avec le doigt ou autre chose 7 [1.8] qu'on indique avec le doigt ou les lèvres |
Examples |
8 tondroina ho faritra voaaro ireny faritra rakotra ala ireny. [2.445#] 9 Fa ny afo kosa dia miharihary hitan' ny maso izao, ary ho azo tondroina fa any no misy an' i Toamasina. [2.471] |
Morphology |
|
Proverbs | 14 Proverbs containing the word tondroina |
Anagrams | 15 |
Updated on 2025/01/21 |