|
|
|
|

Entry1  tongo-dovia
Elementary words  2  tongotra, lovia
Part of speech  3  locution
Explanations in Malagasy  4  Fomba fijoro amin' ny tongotra an' ila fotsiny ihany, izany hoe ny tongotra iray mijoro, ny ilany akarina mivonkina: Manao tongo-dovia
5  Malama maina ny fiainana ka tsy azo anaovana tongo-dovia: (jereo malama) [1.1]
Explanations in French  6  course à cloche-pied [1.13]
Vocabulary  7  Sports
Analogs  8  manao tongo-dovia, manao gisalahy maty vady
Compound words 
Proverbs  10  Proverbs containing the word tongo-dovia

Updated on 2023/06/10