Entry | 1 tononkalo |
Elementary words | 2 tonona, kalo |
Part of speech | 3 noun |
Vocabulary |
4 Literature: (in general) 5 Poetry |
Explanations in Malagasy |
6 Asa soratra misy sarin-teny sy aingam-panahy, vita amin' ny teny mirindra, izay matetika miady roa ny tonom-peon' ny faran' andalany, na mifanararakaraka izany na mifanelanelana [1.1] 7 lahabolana, lahateny miady rima, matetika natokana hohiraina [1.13] |
Explanations in French |
8 poème [1.13] |
Examples |
9 Tsimpony ireo tsilalaonteny hita amin' ity tononkalo ity, ary hazavao. [2.285] 10 Anisan' ny tafiditra tamin' ny fandaharam-potoana fankalazana sy fahatsiarovana ny famakiana ity tononkalo ity. [2.576] |
Compound words |
|
Titles |
|
Updated on 2023/10/28 |