|
|
|
|

Entry1  tononkalo
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Asa soratra misy sarin-teny sy aingam-panahy, vita amin' ny teny mirindra, izay matetika miady roa ny tonom-peon' ny faran' andalany, na mifanararakaraka izany na mifanelanelana
4  [1.13] lahabolana, lahateny miady rima, matetika natokana hohiraina
Explanations in French  5  [1.13] poème
Examples  6  [2.285] Tsimpony ireo tsilalaonteny hita amin' ity tononkalo ity, ary hazavao.
7  [2.576] Anisan' ny tafiditra tamin' ny fandaharam-potoana fankalazana sy fahatsiarovana ny famakiana ity tononkalo ity.
Vocabulary  8  Literature: (in general)
9  Poetry
Elementary words  10  tonona, kalo
Compound words 
Titles  13  Tononkalo sy lahatsoratra : kilasy fahenina (Rajemisa-Raolison Régis)

Anagrams  14  natolokon, tononkalo

Updated on 2025/01/21