|
|
|
|

Entry1  torebina
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.1] [anglisy treble] Amin' ny hira misy feo maro, ilay fizarana ataona feon-dehilahy avo indrindra: "Lohataona... Indreny fa manao tonera avo dia avo ny papango, arahin' ny railovy ny torebiny malefaka; ampian' ny goaika fasiny mikantsankantsana; dobohan' ny toloho ny besony mikotrokotroka (Rabenjamina Androvakely)
Vocabulary  4  Music: (in general)
Synonyms  5  torebiny

Anagrams  6  abetrony, atrebony, itrebona, torebina

Updated on 2025/01/21