|
|
|
|

Entry1  torebiny
Root  2  torebina
Part of speech  3  noun torebina and pronoun
Explanations in Malagasy  4  [1.1] [anglisy treble] Amin' ny hira misy feo maro, ilay fizarana ataona feon-dehilahy avo indrindra: "Lohataona... Indreny fa manao tonera avo dia avo ny papango, arahin' ny railovy ny torebiny malefaka; ampian' ny goaika fasiny mikantsankantsana; dobohan' ny toloho ny besony mikotrokotroka (Rabenjamina Androvakely)
Vocabulary  5  Music: (in general)
Synonyms  6  torebina

Updated on 2024/12/11