Entry (1/3) | 1 torina |
Root | 2 tory |
Part of speech | 3 passive verb |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Ampangaina amin' ny manam-pahefana miandraikitra ny raharaham-pitsarana: Hotoriko ianao fa nanala baraka ahy |
Morphology |
|
Entry (2/3) | 9 torina |
Root | 10 tory |
Part of speech | 11 passive verb |
Explanations in Malagasy |
12 [1.1] Lazaina sy voasana: Hotorina eran' izao tontolo izao ity Evanjely ity |
Explanations in English |
13 [1.7] to be preached, to be proclaimed; to be accused |
Explanations in French |
14 [1.8] qu'on proclame, qu'on prêche; qu'on dénonce |
Morphology |
|
Entry (3/3) | 19 torina |
Root | 20 tory |
Part of speech | 21 passive verb |
Explanations in Malagasy |
22 [1.1] Silahina ny tsiratsirany: Torio ity rongony madinika ity Didiana atao didy vaventy: Torio io omby io Avahana amin' ny tory na soritra: Tokony hotorinao ny tanim-boangahazonao |
Explanations in English |
23 [1.7] to be made into strips (of rafia and rushes) |
Explanations in French |
24 [1.8] qu'on fendille (se dit du raphia et des roseaux) |
Morphology |
|
Anagrams | 29 aonitr, atrony, itrona, naoitr, naotri, naotry, natory, niotra, norita, notari, onitra, oritan, ranito, rantoi, rantoy, raotin, roatin, rotany, tinora, torani, torina |
Updated on 2020/07/31 |