Entry | 1 tovanana |
Root | 2 tovana |
Part of speech | 3 passive verb |
Explanations in Malagasy |
4 Asiana tovana, ampiana avy ao ambany na avy eo aoriana: Notovananailay kofehy vao ampy namatorana ny rata [1.1] |
Explanations in English |
5 to be lengthened [1.7] |
Explanations in French |
6 qu'on allonge [1.8] |
Morphology |
|
Compound words |
|
Anagrams | 13 anavotan, Antañavo, avantano, nanavota, natavona, natovana, navotana, tavonana, tovanana, voatanan |
Updated on 2020/07/31 |