Entry | 1 trozona |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Biby mivelona any anaty ranomasina, ny lehibe indrindra amin' ny biby fantatra amin' izao andro izao fa mety hahatratra 20 metatra ny halavany ary 130 taonina ny lanjany. 4 [1.13] biby lehibe indrindra mivelona any anaty ranomasina ary mampinono |
Explanations in English |
5 [1.7] a whale |
Explanations in French |
6 [1.54, 1.8, 1.13] baleine |
Vocabulary |
7 Zoology: mammals |
Compound words |
|
Phytonyms |
|
Article |
11 Randzavola: trozona ao amin' ny Baiboly |
Anagrams | 12 |
Updated on 2025/01/21 |