Entry | 1 tsaingohina |
Root | 2 tsaingoka |
Part of speech | 3 passive verb |
Explanations in Malagasy |
4 Kaikerina tombohina amin' ny vava, toy ny fanaon' ny akoho: Notsaingohin' ilay akoholahy ny lo han' ny saka dia nandositra izy 5 Alaina amin-kakingana, amim-pahamailahana: Notsaingohin' ny saha kely ilay hena tetsy ambony talantalana [1.1] |
Morphology |
|
Anagrams | 10 hatsaingony, hatsinginao, hatsingoany, hitangosany, hitsingoana, hitsonganay, itsaingohan, nitsaingoha, tsaingohina, tsingaohina |
Updated on 2023/01/20 |