Entry |
tsaingoka
|
Part of speech | noun or adjective
|
Explanations in Malagasy | Fanaikerana mitomboka, atao amim-pahakingana dia mihataka, toy ny fanaon' ny vavan' akoho. [1.1]
|
Explanations in French | Qui a les doigts lestes, qui enlève, vole lestement; enfant qui frappe les autres des mains sans raison [1.3]
|
Derivatives |
|
Entry |
tsaingoka
|
Part of speech | noun
|
Explanations in Malagasy | Anaran' antoko-miaramila mpiambina ny andriamanjaka fahiny, izay nanaraka azy raha nisy dia nalehany [1.1]
|
Explanations in French | Nom d'une compagnie de soldats attachés jadis à la garde royale, accompagnant la reine dans ses promenades et voyages [1.3]
|
Examples | Ary Tsaingoka fotsy miakanjo sy misatroka 40 lahy nampilefa basy ao avara-drova.
[2.48]
|
Vocabulary |
|
Entry |
tsaingoka
|
Part of speech | noun
|
Explanations in Malagasy | Anaran-javamaniry madinika ampiasain'ny olona ho fanalefahan-kozatra [1.1]
|
Explanations in French | Plante légumineuse et émolliente [1.3]
|
| Légumineuse employée comme remède contre les furoncles d'après le fichier manuscrit de Grandidier. [1.196]
|
Vocabulary |
Other spellings |
|