|
|
|
|

Entry1  tsaitsainy
Root  2  tsaitsaika
Part of speech  3  noun tsaitsaika and pronoun
Explanations in Malagasy  4  Enti-milaza ny vary' mby eo amin' ny ambaratonga faharoa amin' ny fitotoana azy, izany hoe efa nototoina fanindroany ary mbola hototoina indray mandeha farany vao tena ho fotsy tsara (jereo aivoka, fotsy) [1.1]
Examples  5  Dia nampitoto vary ny ankizy, hono, izy, ka nony vao tsaitsainy, dia nasainy nandrahoina, ka nohy masaka, dia nasainy naterina any amy ny mpiasan' Andrianarisaina, kely ny vary, nefa be akotry, fa vao vary tsaitsainy, ka nohanin' ny mpiasa tsy laniny, avelany mbola noana izy; [2.293]
Synonyms  6  tsaitsaim-bary

Anagrams  7  atsitsinay, itsitsiana, nitsiatsia, tsaitsainy

Updated on 2020/07/31