|
|
|
|

Entry1  tsaporitika
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Voronkely lava volom-body, mavomavo vasobasoka, tsy manidina avo fa any amin' ny lobolobo iva; ny fanenony dia miretidretika mitovitovy tantana, ka avy amin' izany no nahatonga ny anarany
Explanations in French  4  [1.54] petit oiseau semblable au tsikirity
Vocabulary  5  Zoology: birds

Anagrams  6  pitakositra, tsaporitika

Updated on 2025/01/21