Entry | 1 tsaraina |
Root | 2 tsara |
Part of speech | 3 passive verb |
Explanations in Malagasy |
4 Tapahina izay manana ny marina na ny diso, tapahina izay meloka sy izay manana ny rariny: Anio no hotsaraina ny adinay 5 Lanjalanjaina ka tapahina ny momba...: Notsaraina izy ka afaka tamin' ny karatra [1.1] |
Morphology |
|
Compound words |
|
Anagrams | 11 asitrana, itsarana, sanatria, tsaraina |
Updated on 2020/07/31 |