Entry | 1 tsatsoina |
Part of speech | 2 passive verb |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Atao tonga lefy ny tsirony, tampohan-drano: Notsatsoinareo ity divay ity ka tsy misy heriny intsony Ambanina, atao tsinontsinona: Aza tsatsoinareo ny hevitro |
Root | 4 tsatso |
Morphology |
|
Anagrams | 9 atsatsony, tsatsoina |
Updated on 2025/01/21 |
![]() |