|
|
|
|

Entry1  tsatsoina
Part of speech  2  passive verb
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Atao tonga lefy ny tsirony, tampohan-drano: Notsatsoinareo ity divay ity ka tsy misy heriny intsony
Ambanina, atao tsinontsinona: Aza tsatsoinareo ny hevitro
Root  4  tsatso
Morphology 
5  Present :
6  Past :
7  Future :
8  Imperative :

Anagrams  9  atsatsony, tsatsoina

Updated on 2025/01/21