Entry |
tsemboka
|
Part of speech | noun
|
Explanations in Malagasy | Rano mivoaka amin' ny mason-koditra rehefa miasa mafy na avy nihazakazaka na raha misy zavamahatahotra tampoka na koa rehefa mafana izaitsizy ny andro: Masirasira ny tsemboka. (Tsara homarihina anefa fa ny teny fampiasa matetika amin' io hevitra io dia ny sampanteny avy aminy hoe: "hatsembohana" na "fahatsembohana") [1.1]
|
Examples | Tsy nahatombina intsony ny sainy, fa toy ny marary izy, ka tera-mena sy tsemboka be ihany ny tarehiny.
[2.324]
|
Vocabulary |
Derivatives |
Compound words |
|
Analogs |
dinitra ~
dinitr' ombalahy ~
jijaka ~
jijika |
Proverbs |
|
Entry |
tsemboka
|
Part of speech | adjective
|
Explanations in Malagasy | Mivoaka hatsembohana: Efa tsemboka ny marary ka angamba hiafana ny tazony [1.1]
|
Analogs |
mivoa-dinitra ~
mivoa-jijaka ~
mivoa-jijika ~
rano iray ~
vonto ~
tsembo-dratsy |
|