Entry | 1 tsikala |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 Zavatra atao ambanin' ny zavatra iray hafa mba hatao efitra tsy hikasihany tany; kaka: Asio tsikala ao ambanin' ny vata 4 Izay atao efitra entina handray zavatra mahamay na hametrahana azy; zavatra aneferana zavatra hafaizay heverina ho sarobidy [1.1] |
Derivatives |
|
Synonyms | 9 tsikalana |
Anagrams | 10 kalsita, lastika, latsaky, litsaka, tsikala |
Updated on 2020/07/31 |