Entry (1/2) | 1 tsikalana |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 tapa-kazo atao hidin-trano [Tambahoaka]
[1.78] 4 Zavatra atao ambanin' ny zavatra iray hafa mba hatao efitra tsy hikasihany tany; kaka: Asio tsikalana ao ambanin' ny vata 5 Izay atao efitra entina handray zavatra mahamay na hametrahana azy; zavatra aneferana zavatra hafaizay heverina ho sarobidy [1.1] |
Explanations in French |
6 liteaux, cale [1.13] |
Derivatives |
|
Synonyms | 12 tsikala |
Entry (2/2) | 13 tsikalàna |
Root | 14 tsikala |
Part of speech | 15 passive verb |
Explanations in Malagasy |
16 Asiana tsikalana: Tsikalao io vata hazo io fa mando ity efitra misy azy ity [1.1] |
Morphology |
|
Other spellings | 21 tsikalaina, tsikalanina |
Anagrams | 22 alantsika, atsikalan, nalatsika, natsikala, nilatsaka, tsikalana, tsikalàna, tsilakana |
Updated on 2023/01/20 |