Entry | 1 tsikitsiky |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in French |
3 [1.3#767] [duplicatif fréquentatif] |
Examples |
4 [2.1022] tsikitsiky feno hambo, toky tsy mba haiko voasana: 'Zay no toetra namakiany 'zany aloky ny fasana. 5 [2.296] Ary tandrinao moa ilay fomban' ny Malagasy hafa kely arahin-tsikitsiky mody mianina sy mody afa-po izay? 6 [2.499] Bonjour, Mademoiselle, hoy izy tamin' ny feo feno fanajana narahin' ny tsikitsiky sy endrika miramirana. |
Root | 7 tsiky |
Morphology |
|
Updated on 2024/12/11 |
![]() |