Entry (1/2) | 1 tsiloina |
Part of speech | 2 passive verb |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Asiana tsilo: Tsiloy ity lalankely ity mba tsy handehanan' ny mpangalatra Apetaka amin' ny tsilo: Notsiloiny tamin' ny rindrina ilay sary |
Root | 4 tsilo |
Morphology |
|
Entry (2/2) | 9 tsiloina |
Part of speech | 10 adjective |
Explanations in Malagasy |
11 [1.1] Misy tsilony: Biby tsiloina ny sokina |
Examples |
12 [2.472] Tany feno zozoro, herana, bararata, tsinkafonkafona, viha ary zava-maniry kaboa-taho sy tsiloina misy telo na efa-metatra ny haavony atao hoe vodifonga, io tany io. |
Root | 13 tsilo |
Anagrams | 14 atsilony, solitany, tsiloina |
Updated on 2025/01/21 |
![]() |