|
|
|
|

Entry1  Tsimihety
Part of speech  2  name (ethnonym)
Explanations in Malagasy  3  Anaram-poko lehibe monina amin' ny faritra latsaka anivon' ny tanin' ny Antankarana, avaratra; ny Betsimisaraka, atsinanana; ny Sihanaka, atsimo; ary ny Sakalava, andrefana; mihamiitatra miankandrefana ny Tsimihety; tanàn-dehibe: Mandritsara, Bealanana [1.1]
Explanations in French  4  nom d'une population du nord-est et ouest de Madagascar (villes principales: Mandritsara, Antsohihy, Antalaha) [1.5]
Vocabulary  5  History: clans, tribes
Compound words 
Titles  7  Contes Populaires des Sakalava et des Tsimihety : recueillis dans la Région d'Analalava (Dandouau André)
8  Fomban-dRazana Tsimihety (Tongasolo Patrice)
9  Rantimbolaña - Dictionnaire Tsimihety (Faridanonana)
Tables and plates  10  Dialectal words

Updated on 2020/07/31