|
|
|
|

Entry1  tsindronina
Root  2  tsindrona
Part of speech  3  passive verb
Explanations in Malagasy  4  Loahana na asiana amin' ny lohan-javatra maranitra: Notsindronin' Ikoto tamin' ny fitrebika ny omby ka nitroatra
5  Trobahana amin' ny fanjaitra loaka fidiran' ny fanafody: Notsindronin' ny Dokotera ny zandrinay nanavy omaly [1.1]
Morphology 
6  Present :
7  Past :
8  Future :
9  Imperative :

Updated on 2023/01/05