|
|
|
|

Entry1  tsindrona
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  Fandoahana na famelezana amin' ny lohanjavatra maranitra: Ny tsindron' ny paingotra
4  Fitsaboana amin' ny fampidirana ranom-panafody amin' ny tena amin' ny alalan' ny fanjaitra misy loaka: Ny tsindrona no nahasitrana azy [1.1]
Explanations in English  5  the act of pricking
6  a hypodermic injection [1.7]
Explanations in French  7  action de piquer
8  piqûre de médicament [1.8]
Vocabulary  9  Health
Derivatives 
10  Active verbs :
11  Passive verbs :
12  Relative verbs :
13  Names :
14  Adjectives :
Compound words 

Anagrams  17  atsindron, nandrotsy, natsindro, tsindrano, Tsindrano, tsindrona

Updated on 2023/08/17