Entry | 1 atsindrona |
Root | 2 tsindrona |
Part of speech | 3 passive verb |
Explanations in Malagasy |
4 Entina manindrona [1.1] |
Explanations in English |
5 Used of that employed to pierce or goad with [1.2#704] |
Explanations in French |
6 Ce avec quoi on pique, on perce [1.3#776] |
Examples |
7 atsindrona ny marary ny fanafody. [2.117#] 8 Ny ranon' erika arahim-pasika mifafy eny amin' ny hoditra, dia toy ny fanjaitra arivoarivo atsindrona ny tena, ary ny fifetaky ny akanjo vonton' ny orana mifangaro sira dia nampangatsiaka hatramin' ny taolana. [2.5#] |
Morphology |
|
Anagrams | 13 atsindrona, tsindroana |
Updated on 2023/01/06 |