Entry (1/2) | 1 manindrona |
Root | 2 tsindrona |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Mandoaka na mamely amin' ny lohanjava-maranitra, manilo: Manindrona ny paingotra Manatrobaka amin' ny fanjaitra loaka misy fidiran' ny ranompanafody: Tsy mahay manindrona io mpitsabo io |
Explanations in English |
5 [1.7] to prick, to goad; to give a hypodermic injection |
Explanations in French |
6 [1.8] piquer; donner un médicament par piqûre |
Morphology |
|
Entry (2/2) | 11 manindròna |
Root | 12 tsindrona |
Part of speech | 13 imperative of active verb manindrona [Full list] |
Explanations in Malagasy |
14 [1.1] |
Explanations in French |
15 [1.3] |
Anagrams | 16 |
Updated on 2025/01/28 |