|
|
|
|

Entry1  tsinginina
Part of speech  2  passive verb
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Raisina amin' ny loha rantsana fotsiny: Tsingino tsara ny takotra fa misy arina
Akana pitiny kely: Tsingino amin' ny tananao ny sira atao amin' ny laoka
Root  4  tsingina
Morphology 
5  Present :
6  Past :
7  Future :
8  Imperative :

Anagrams  9  natsinginy, nitsingina, tsinginany, tsinginina

Updated on 2025/01/21