Entry (1/2) | 1 tsinina |
Root | 2 tsiny |
Part of speech | 3 passive verb |
Explanations in Malagasy |
4 Omena tsiny, lazaina ho diso: Aza tsinina izy noho ny tsy fahalalany 5 Kianina, ahitsy: Omeko anao àry ity boky ity mba hotsininao [1.1] |
Morphology |
|
Analogs | 10 tenenina, kabedesina, kamentsonina |
Entry (2/2) | 11 tsinina |
Root | 12 tsiny |
Part of speech | 13 passive verb |
Explanations in Malagasy |
14 (Vy) hamafisina, aofana [1.1] |
Morphology |
|
Anagrams | 19 antsiny, nanitsy, natsiny, sintain, tsinina |
Updated on 2020/07/31 |