Entry | 1 tsinjovina |
Part of speech | 2 passive verb |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Jerena avy amin' ny toerana ambony, jerena lavitra: Tsinjovy kely ange iretsy ombinay erỳ an-dohasaha e! Manao ahoana izany habeny! Tandremana, ambenana: Tsinjovy tsara ny zandrinao, anaka, sao dia potraka |
Explanations in French |
4 [1.3#780] Qu'on regarde en bas, au loin figuré: sur qui on veille |
Examples |
5 [2.445#] Amin' ny fotoan' ny main-tany dia efa tsinjovina ny zavatra mety hitranga. 6 [2.996] Manan-draharaha any avaratra izy, tsy hitako, miafina any atsimo, tsy haiko tsinjovina. |
Root | 7 tsinjo |
Morphology |
|
Proverbs | 12 Proverbs containing the word tsinjovina |
Anagrams | 13 itsinjovan, nitsinjova, tsinjovina |
Updated on 2025/01/21 |
![]() |