|
|
|
|

Entry1  tsinjovina
Part of speech  2  passive verb
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Jerena avy amin' ny toerana ambony, jerena lavitra: Tsinjovy kely ange iretsy ombinay erỳ an-dohasaha e! Manao ahoana izany habeny!
Tandremana, ambenana: Tsinjovy tsara ny zandrinao, anaka, sao dia potraka
Explanations in French  4  [1.3#780] Qu'on regarde en bas, au loin
figuré: sur qui on veille
Examples  5  [2.445#] Amin' ny fotoan' ny main-tany dia efa tsinjovina ny zavatra mety hitranga.
6  [2.996] Manan-draharaha any avaratra izy, tsy hitako, miafina any atsimo, tsy haiko tsinjovina.
Root  7  tsinjo
Morphology 
8  Present :
9  Past :
10  Future :
11  Imperative :
Proverbs  12  Proverbs containing the word tsinjovina

Anagrams  13  itsinjovan, nitsinjova, tsinjovina

Updated on 2025/01/21